Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

22 Jolay 2019

Tantara tamin'ny 22 Jolay 2019

Mandeha an-tongotra amin'ny araben'i Japan ao amin'ny YouTube miaraka amin'i Rambalac

"Ho fanalana andro sy ho antony fanampiny hivoahako ny trano fotsiny no nanombohako nandraketako horonantsary ny fandehandehanako an-tongotra."

Fitantarana manokana 2010: Fihazam-baovao toekarena manerantany

Nanomboka ny 19-25 Aprily 2010, nandray anjara tamin'ny “fihazam-baovao” tao amin'ny tranonkala NewsTrust ny ekipan'ny bilaogera ato amin'ny Global Voices izay nanaovan'ny mpikambana “jery todika” ny lahatsoratra avy amin'ny gazety sy bilaogy mba hanampiana amin'ny fampiroboroboana ny filazam-baovao nomerika sy ny asa fanaovan-gazety tsara. Nahitana ny Link TV sy ny...

Fitantarana manokana 2010: Resadresaka ho amin'ny tontolo tsara kokoa

Naka ireo bilaogera ato amin'ny Global Voices hanampy azy ireo hanasongadina ny resaka an-tserasera momba ny vahoaka sy ny fampandrosoana manerana izao tontolo izao ny bilaogy vaovao iray notohanan'ny United Nations Population Fund (UNFPA) antsoina hoe Conversations for a Better World na Resadresaka ho amin'ny Tontolo Tsara Kokoa raha adika amin'ny teny malagasy....