Ny 12 May 2008, nisy horohorontany nirefy 7.8 tamin'ny maridrefy Richter namely ny faritra atsimo-andrefan'i Shina tany amin'ny faritanin'i Sichuan, ary tao amin'ny faritr'i Wenchuan no nisy ny foibeny, niaraka tamin'ny hovitrovitra re hatrany Beijing sy Hong Kong. An'arivony no maty. Nizara lahatsary, sary ary fanehoan-kevitra ny olom-pirenena taorian'ny zava-nitranga.
Lahatsoratra ato amin'ny Global Voices
20 May – Shina: sehatra fifanakalozan-dresaka ara-poko maro isankarazany no nikatona
19 May – Shina: 国 殇; Fitantaran'ireo sisa velona tamin'ny horohorontany
18 May – Japana: Nanomboka ny dingana fanasitranana ny fanampiana tamin'ny horohorontany
16 Mey – Shina: Fotoanan'ny vavaka
15 May – Shina: Nilaza ny mpandinika ny horohorontany fa efa nampoizina ny horohorontany tany Sichuan
15 Mey – Japana: Fomba fijery momba ny horohorontany tany Sichuan
* Nohavaozina niaraka tamin'ny vaovao farany ny lahatsoratra eto ambany .
12 May - Shina: Nitombo ny fahavoazana tamin'ny horohorontany; ireo vavolombelona tany amin'ireo tanàndehibe voakasika
12 May – Shina: Horohorontany nahatratra 7.8 no re tany amin'ny faritra maro tany Shina
Mbola eo am-pivoarana ity pejy ity . Hisy rohy bebe kokoa atsy ho atsy.
Lahatsary
Nanangona horonantsary ny QQ izay nalain'ireo mpisera ao amin'ny faritra maro voakasika; Maro amin'ireo horonantsary ireo no azo jerena ato .
Ato amin'ny Global Voices, nanome rohy mankany amin'ny lahatsary maromaro i John Kennedy ato .
Saripika
Manana sary am-polony maro taorian'ny horohorontany i ZonaEuropa .
Nanome rohy mankany amin'ny sary marobe eto i Bob Chen.