Famonjena ireo takalonaina tany Kolombia 2008

Tokontany

Ny 2 Jolay 2008, nanatanteraka hetsika fanavotana ny mpitandro filaminana Kolombiana izay nanafahana tamim-pahombiazana ireo takalonaina miisa 15 nalain'ny Tafika Mitam-piadiana Revolisionera tao Kolombia (FARC). Anisan'ireo navotsotra ny kandidà filoham-pirenena teo aloha Íngrid Betancourt, ny mpikambana miisa 11 avy amin'ny mpitandro filaminana Kolombiana ary ny olom-pirenena Amerikanina miisa 3.

Fitantarana avy amin'ny Global Voices momba ny hetsika fanavotana tany Kolombia

05 Jolay – Kolombia: Niteraka ahiahy ny fanavotana ireo takalonaina
04 Jolay – Kolombia: avotra i Ingrid Betancourt sy ireo takalonaina hafa
04 Jolay – Amerika: Mankalaza ny fanavotana ireo takalonaina

Alefaso ny mailaka any amin'ny toniandahatsoratray Amerika Latina, Eduardo Ávila raha manana soso-kevitra momba ny lahatsoratra tokony hifandraisanay ianao, na raha toa ka bilaogera ary te hanolo-tena hilatsaka an-tsitrapo hanoratra ho an'ny Global Voices.

 

Sary

 

Saripikan'i h de c ary nampiasana lisansa Creative Commons.

Saripikan'i Kiki's Photos ary nampiasana lisansa Creative Commons.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.