- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Lalao Olaimpika tany Beijing 2008

Sokajy: Mediam-bahoaka

[1]Nanomboka ny lalao Olaimpika tany Beijing!

Noho ny fanohanan'ny Reuters [2], nitatitra ny fanehoan-kevitry ny fampitam-baovaon'olon-tsotra tamin'ny lalao olaimpika avy amin'ny olom-pirenena tao Shina sy manerana izao tontolo izao tao amin'ny pejy fitantaranay manokana [1] sy tao amin'ny faham-baovao Twitter [3] momba ny lalao Olaimpika ny Global Voices.

Tsidiho ny pejy fitantarana manokana:

https://globalvoicesonline.org/-/special/olympics/ [1]

Misorata anarana na alefaso ny fahana RSS:

https://globalvoicesonline.org/-/special/olympics/feed/ [4]

Araho ireo sioka Twitter:
http://twitter.com/gvoolympics [3]

Nadikan'ny Global Voices amin'ny teny Frantsay [5] ihany koa ny fahana Twitter ary navoaka tao amin'ny tranonkala teny Frantsay, Rue89 [6].

Loharanom-baovao hafa: