Nanomboka ny lalao Olaimpika tany Beijing!
Noho ny fanohanan'ny Reuters, nitatitra ny fanehoan-kevitry ny fampitam-baovaon'olon-tsotra tamin'ny lalao olaimpika avy amin'ny olom-pirenena tao Shina sy manerana izao tontolo izao tao amin'ny pejy fitantaranay manokana sy tao amin'ny faham-baovao Twitter momba ny lalao Olaimpika ny Global Voices.
Tsidiho ny pejy fitantarana manokana:
https://globalvoicesonline.org/-/special/olympics/
Misorata anarana na alefaso ny fahana RSS:
https://globalvoicesonline.org/-/special/olympics/feed/
Araho ireo sioka Twitter:
http://twitter.com/gvoolympics
Nadikan'ny Global Voices amin'ny teny Frantsay ihany koa ny fahana Twitter ary navoaka tao amin'ny tranonkala teny Frantsay, Rue89.
Loharanom-baovao hafa:
- Ny hetsika OpenNet no manana ny farany indrindra momba y sivana amin'ny aterineto sy ny fahalalaham-pitenenana tao Shina
- Alefaso ny lalao ho an'ny asa fanaovan-gazety malalaka: fanampiana sy fampahalalana ho an'ireo mpanao gazety mitatitra ny Lalao Olaimpika any Beijing.
- Manasa ny olona hanampy amin'ny fanentanana miavaka ny hetsika manerantany ho an'ny zon'olombelona manodidina ny Olaimpika ny O-Change (Olaimpiady ho an'ny fanovana) amin'ny famaliana ny fanontanian'izy ireo an-tserasera miisa dimy “Ahoana no fahatsapanao?” ( Anglisy , Frantsay )