- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vondron'asa Fihaonambe 2015

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV

(Marihana fa lohahevitra noresahan'ireo vondron'asa nandritra ny fihaonambe GV 2015 tany Cebu, Filipina ireto adika eto ambany ireto)

#1Ahoana no hahafahantsika mampiroborobo sy mampalaza tsara kokoa ny GV sy ny fiarahamonintsika? [1]
#2 – Ireo fomba ahafahana ho mpikambana GV [2]
#3 – Ahoana no hahafahana manoratra hatrany ao anatin'ny tontolo feno fandrahonana
#4GV any amin'ny hetsika iraisam-pirenena [3]
#6Hatsaraina ny dingana fitarihana GV [4]
#7Miaro ny fahalalaham-pitenenana antserasera any amin'ny firenena tsy dia mahasarika izao tontolo izao sy ny GV [5]
#8Mankany amin'ny Fitsipiky ny Etika GV [6]
#9 – Mamorona Fampahalalam-baovaon'ny Famindram-po
#10Fiaraha-miasa sy ny famokarana miaraka [7]
#11Maodely Fidiram-bola hafa [8]
#12#GVMeetups – Ireo dingana manaraka [9]
#13 – Andeha hiresaka momba ny vatsy ara-bola kely Rising Voices
#14Advox miompana bebe kokoa amin'ny hetsika [10]
#15Fomba hiarahana miasa amin'ny oniversite [11]
#16Fomba fiasa ho an'ny fiarahamiasa [12]
#17Fampiofanana antserasera ao amin'ny GV [13]
#18 – lingua.advox.org? Manoratra momba ny zo nomerika amin'ny fiteny maro
#19Andeha atao mihaino antsika ireo orinasan'ny aterineto [14]