Vondron'asa Fihaonambe 2015

(Marihana fa lohahevitra noresahan'ireo vondron'asa nandritra ny fihaonambe GV 2015 tany Cebu, Filipina ireto adika eto ambany ireto)

#1Ahoana no hahafahantsika mampiroborobo sy mampalaza tsara kokoa ny GV sy ny fiarahamonintsika?
#2 – Ireo fomba ahafahana ho mpikambana GV
#3 – Ahoana no hahafahana manoratra hatrany ao anatin'ny tontolo feno fandrahonana
#4GV any amin'ny hetsika iraisam-pirenena
#6Hatsaraina ny dingana fitarihana GV
#7Miaro ny fahalalaham-pitenenana antserasera any amin'ny firenena tsy dia mahasarika izao tontolo izao sy ny GV
#8Mankany amin'ny Fitsipiky ny Etika GV
#9 – Mamorona Fampahalalam-baovaon'ny Famindram-po
#10Fiaraha-miasa sy ny famokarana miaraka
#11Maodely Fidiram-bola hafa
#12#GVMeetups – Ireo dingana manaraka
#13 – Andeha hiresaka momba ny vatsy ara-bola kely Rising Voices
#14Advox miompana bebe kokoa amin'ny hetsika
#15Fomba hiarahana miasa amin'ny oniversite
#16Fomba fiasa ho an'ny fiarahamiasa
#17Fampiofanana antserasera ao amin'ny GV
#18 – lingua.advox.org? Manoratra momba ny zo nomerika amin'ny fiteny maro
#19Andeha atao mihaino antsika ireo orinasan'ny aterineto

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.