- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Lisitr'ireo kaonty ofisialin'ny GV

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV

Ireto ambany ireto ny lisitry ny kaonty Media Sosialin'ny GV. Raha te-hanampy ny lisitra ianao dia mandefasa mailaka any amin'ny nevin.thompson@globalvoices.org [1]  na gohary@globalvoices.org [2].

Facebook

Global Voices Anglisy no manana ny pejy voalohan'ny mpankafy [3]. Maro ihany koa ireo tranonkala Lingua [4] manana ny pejiny Facebook manokana. Raha te-hametraka ny kaontinao manokana ianao dia araho azafady ireto dingana [5] ireto.

GV Fototra

Global Voices [3]
Global Voices Advox [6]
Rising Voices [7]
Community [8]

Efi-panoratana

Pejin'ny mpankafy  [9]Eoropa Afovoany sy Atsinanana

Lingua

Pejin'ny mpankafy  [10]Amharika
Pejin'ny mpankafy  [10]Arabo
Pejin'ny mpankafy  [10] Aymara
Pejin'ny mpankafy  [10]Bangla
Pejin'ny mpankafy  [10]Bolgara
Pejin'ny mpankafy  [10]Birmana
Pejin'ny mpankafy  [10]Català
Pejin'ny mpankafy  [10]Shinoa
Pejin'ny mpankafy  [10] Tseky
Pejin'ny mpankafy  [10] Danoà
Pejin'ny mpankafy  [10]Nerlandey
Pejin'ny mpankafy  [10]Esperanto
Pejin'ny mpankafy  [10]Farsi/Persiana
Pejin'ny mpankafy  [10] Filipiana
Pejin'ny mpankafy  [10]Frantsay
Pejin'ny mpankafy  [10]Alemaina
Pejin'ny mpankafy  [10]Grika
Pejin'ny mpankafy  [10]Hongroà
Pejin'ny mpankafy  [10]Hebreo
Pejin'ny mpankafy  [10]Hindòa
Pejin'ny mpankafy  [10]Indoneziana
Pejin'ny mpankafy  [10]Italiana
Pejin'ny mpankafy  [10]Japoney
Pejin'ny mpankafy  [10]Koreana
Pejin'ny mpankafy  [10]Masedoniana
Pejin'ny mpankafy  [10]Malagasy
Pejin'ny mpankafy   [10]Odia
Pejin'ny mpankafy   [10]Poloney
Pejin'ny mpankafy   [10]Portiogey
Pejin'ny mpankafy  [10] Romaniana
Pejin'ny mpankafy  [10]Rosiana
Pejin'ny mpankafy  [10] Serbiana
Pejin'ny mpankafy  [10] Espaniola
Pejin'ny mpankafy  [10] Swahili
Pejin'ny mpankafy  [10] Soediana
Pejin'ny mpankafy  [10] Tetum
Pejin'ny mpankafy  [10] Tiorka
Pejin'ny mpankafy  [10] Ordò
Pejin'ny mpankafy  [10] Yorúbà

Flickr

Manana vondrona ao amin'ny Flickr ny Global Voices izay hahafahanao mizara ny sarinao amin'ireo mpanoratra sy mpijery hafa.
https://www.flickr.com/groups/globalvoicesonline/ [11]

Soundcloud

Fandraketam-peo Global Voices sy hafa: https://soundcloud.com/globalvoices [12]

Reddit

Global Voices ao amin'ny Reddit [13]

Twitter

FANAMARIHANA: Raha manangana kaonty Twitter GV ianao dia apetraho ny endrika sy ny loko mba hahafinaritra izany. Jereo ity toro-lalana [5] ity raha hijery ny endrika Twitter GV.

Kaonty fototra

@GlobalVoices [14] Global Voices Main – Anglisy
@Advox [15] Advox – Anglisy
@RisingVoices [16] Rising Voices – Anglisy
@GVLingua [17] Lingua – Anglisy
@GVcommunity [18] Community – Anglisy
@NewsFrames_GV [19] NewsFrames – Anglisy

Kaonty Efi-panoratana

@gvcaribbean [20] Karaiba – Anglisy
@EUinTransition [21] Eoropa – Anglisy
@gvAmericaLatina [22] Amerika Latina – Espaniola
@gvMENA [23] Afovoany Atsinana sy Afrika Avaratra – Anglisy
@gvSSAfrica [24] Afrika atsimon'i Sahara- Anglisy
@gvJapan [25] Japan – Anglisy
@runetecho [26] – Aterineto Rosiana – Anglisy

Kaonty Twitter Lingua

@GVAmharic [27] – Amharika
@GVinArabic [28] – Arabo
@GVAymara [29] – Aymara
@gvbangla [30] – Bangla
@GVinBulgarian [31] – Bolgara
@GlobalVoicesCat [32] – Katalana
@globalvoiceszh [33] – Shinoa (Nentin-drazana)
@GlobalVoicesCZ [34] – Tseky
@gvpadansk [35] – Danoà
@globalvoicesnl [36] – Nerlandey
@gvfarsi [37] – Farsi / Persiana
@globalvoicesfil [38] – Filipiana
@Globalvoicesfr [39] – Frantsay
@gvdeutsch [40] – Alemà
@GlobalvoicesGr [41] – Grika
@GVinHebrew [42] – Hebreo
@GVhindi [43] – Hindi
@magyargv [44] – Hongroà
@gvindonesia [45] – Indonezia
@GlobalVoices_IT [46] – Italiana
@GlobalVoicesJP [47] – Japoney
@globalvoiceskr [48] – Koreana
@gvomk [49] – Makedoniana
@GlobalVoicesMg [50] – Malagasy
@globalvoicesnp [51] – Nepaley
@gvOdia [52] – Odia
@GlobalVoicesPol [53] – Poloney
@gvlusofonia [54] – Portiogey
@GVRomana [55] – Romaniana
@gvrussian [56] – Rosiana
@gvnasrpskom [57] – Serbiana
@gvenespanol [58] – Espaniola
@GVSwahili [59] – Swahili
@GVsvenska [60] – Soeda
@globalvoicestr [61] – Tiorka
@ [62]GlobalVoicesUrd [61] – Ordò
@gvyoruba [63] – Yorúbà

YouTube

Manana fantsona YouTube [64] ny Global Voices

Jereo ihany koa: Hanangana kaonty media sosialy [65]