- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ao amin'ny tambajotra sosialy ny Global Voices

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV

Manana ekipa fototra ao amin'ny tambajotra sosialy izay tarihin'ny mpilatsaka an-tsitrapo ny Global Voices amin'ny teny Anglisy ary tantanan'i Asteris, Nevin, Mohamed Adel, Elizabeth sy Sahar ho an'ny kaonty ofisialy manaraka  izay mamoaka votoaty amin'ny teny Anglisy:

GV Facebook [1]
@globalvoices [2]
GV Tumblr [3]
GV Google + [4]
GV Instagram [5]
GV Snapchat [6]

Afaka manana ny kaontin'ny tambajotra sosialy Global Voices azy ireo manokana ihany koa ny mpikambana ao amin'ny faritra sy ny vondrom-piarahamonina lingua rehetra. Afaka manampy anao amin'izany ny Pejy Fanokafana Kaontin'ny Tambajotra Sosialy [7].