Ao amin'ny tambajotra sosialy ny Global Voices

Manana ekipa fototra ao amin'ny tambajotra sosialy izay tarihin'ny mpilatsaka an-tsitrapo ny Global Voices amin'ny teny Anglisy ary tantanan'i Asteris, Nevin, Mohamed Adel, Elizabeth sy Sahar ho an'ny kaonty ofisialy manaraka  izay mamoaka votoaty amin'ny teny Anglisy:

GV Facebook
@globalvoices
GV Tumblr
GV Google +
GV Instagram
GV Snapchat

Afaka manana ny kaontin'ny tambajotra sosialy Global Voices azy ireo manokana ihany koa ny mpikambana ao amin'ny faritra sy ny vondrom-piarahamonina lingua rehetra. Afaka manampy anao amin'izany ny Pejy Fanokafana Kaontin'ny Tambajotra Sosialy.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.