- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ny fandriampahalemana any Afovoany Atsinanana (2007)

Sokajy: Mediam-bahoaka

JerusalemMety mbola hisy ihany ve ny fandriampahalemana any Afovoany Atsinanana? Mbola naneho indray ny fifanarahana momba ny fandriampahalemana tany Etazonia tamin'ny faran'ny volana Novambra ny mpitondra an'Isiraely sy Palestina, saingy tsy hita mivaingana ny porofon'ny fivoarana.

Naneho ny fahadisoam-panantenany sy ny fanantenany ary ny ezaka voalohany nataon'izy ireo tamin'ny lalana lava sy sarotra mankany amin'ny fandriampahalemana ny bilaogera any Afovoany Atsinanana .

Ny randram-pitantarana Global Voices:

 

1 Des – Ejipta: Veloma mandrakizay Annapolis [1]
1 Desa – Ejipta: Fahatsapan'ny firenena iray [2]
30 Nov – Isiraely: Ny fomba fijerin'ny bilaogera momba ny Vovonana tany Annapolis [3]
29 Nov – Ejipta: Ny Kaoferansa momba ny fandriampahalemana tany Annapolis [4]
28 Nov – Annapolis: Ny fomba fijery avy any Afovoany Atsinanana [5]

Amira Al Hussaini [6] no Toniandahatsoratry ny Global Voices any Afovoany Atsinanana sy Afrika Avaratra .

Sary avy amin'ny mpisera Flickr, notallpotatoescanswim [7]