Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

13 Jolay 2019

Tantara tamin'ny 13 Jolay 2019

Mitsena ny taona 2016 miaraka amin'ny mpandray anjara Global Voices 

Blaogim-Piarahamonina GV

Momba ny fampiasana sary ao anaty lahatsoratra avokoa no hita tao amin'ny torohevitra fandefa isan-kerinandro ho an'ny herinandro voalohany tamin'ny volana Janoary 2016. Jereo ary ny fomba handraisan'ny namantsika sasany ny Taombaovao.

Tongasoa eto Cambridge ry (avy any) Havana

Blaogim-Piarahamonina GV

Miarahaba an'i Elaine Diaz avy any Kiobà ny vondrom-piarahamonina Global Voices ao Cambridge Massachusetts.

Ny mpanolotsaiko tato amin'ny Global Voices: Preetam Rai

Blaogim-Piarahamonina GV

Ny mba havitrika ivelan'ny sehatra an-tserasera ary hiseho sehatra amin'ny lanonana eo an-toerana sy iraisampirenena no toro-hevitro ho an'ny mpandray anjara ato amin'ny GV  - Heveriko fa tsy fahita firy sady tsy manan-tsahala ny fahafantarana ny kolontsaina ao an-toerana izay hananantsika amin'ny maha mpikambana ato amin'ny GV antsika.

Inona no anarana tokony homentsika ny Podcast Newsroom GV?

Blaogim-Piarahamonina GV

Maso an'arivony manerantany no mamaky ny Global Voices isan'andro. Ahoana raha hanana sofina an'arivony mihaino ihany koa?

Anne Hemeda: Ny lesoko momba ny fahamendrehana

Blaogim-Piarahamonina GV

Efa mpamaky mpankafy efa nandritra ny taona maro aho raha nanomboka ho mpandika teny mpilatsaka an-tsitrapo ho an'ny Global Voices. Lahatsolatra tselatra nosoratan'i Rami "Lesona momba ny fahamendrehana avy any Syria" ny lahatsoratra nadikako voalohany.

Momba ny fifindrana

Ny Tetezana - The Bridge

Miaiky aho fa misy ny fikatsoan'ny alahelo manoloana ny endriky ny tatitra maro isan'andro. . .tahaka ny zara raha azo lazaina ho voambolana mety aminy ny fankahalana vahiny amin'ny heviny manokana.