Tantara tamin'ny 11 Jolay 2019
Tongasoa eto amin'ny Global Voices i Connie Moon Sehat

Faly aho mampahafantatra an'i Connie Moon Sehat, talen'ny tetikasa vaovao ho an'ny tetikasa News Frames!
Fanavaozam-baovao NewsFrames Global Voices

Manakaiky ny fanombohan'ny tetikasa NewsFrames isika. Hanasonia ny fifanarahana amin'ny Digital News Initiative an'ny Google isika amin'ity herinandro ity, ary hanambara ny asa voalohany mifandraika amin'ny tetikasa, dia ny talen'ny tetikasa.
Mary Aviles sy ny fomba hahombiazana amin'ny alàlan'ny fandrindrana ny asa sy ny fiainam-pianakaviana

(Lahatsoratra tamin'ny volana Desambra 2014) Fantaro i Mary Avilés, ilay toniandahatsoratray aty Amerika Latina, toerana noraisiny tamin'ny volana Oktobra 2014. Mbola vaovao taminy ny Global Voices tamin'izany fotoana izany, saingy...
Inona no voaray tamin'ny fitsapan-kevitra natao tamin'ny vaomieran'ny vondrom-piarahamonina

Nandritra ny herinandro vitsy lasa, nandinika ireo vokatra sy valim-panontaniana an-tsoratra maimaim-poana avy amin'ny fitsapana ny hevitry ny Vondrom-piarahamonina izahay ary miasa mba hahatonga ireo tolo-kevitrareo sy ny hevitrareo ho drafitra azo iasàna. Faly izahay mahita fa mifanaraka tsara amin'ireo lohahevitra efatra rehetra ny vokatra avy amin'ny Filankevitra...