Tantara tamin'ny 06 Jolay 2019
Ampahafantarina anao i Yazmín Novelo, mitantana ny @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 10 – 16 Jona
Ho an'ny 2019, nanasa maromaro mba hampiantrano ny kaonty Twitter @ActLenguas izahay, mba hizara ny zavatra niainan-dry zareo ho fanomezana aina vao sy ho fampiroboroboana ny fitenindrazany. Ao anatin'ity lahatsoratra fanolorana ity, fantaro misimisy kokoa ny momba an'i Yazmín Novelo (@yaznovelo) sy izay vinavinany horesahana mandritra ny herinandro maha-mpampiantrano azy...
Ampahafantarina anao i Charlie Uruchima, mitantana ny @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 24-30 Jona
Ho an'ny 2019, nanasa maromaro mba hampiantrano ny kaonty Twitter @ActLenguas izahay, mba hizara ny zavatra niainan-dry zareo ho fanomezana aina vao sy ho fampiroboroboana ny fitenindrazany. Ao anatin'ity lahatsoratra fanolorana ity, fantaro misimisy kokoa ny momba an'i Charlie Uruchima (@kichwahatari) sy izay vinavinany horesahana mandritra ny herinandro maha-mpampiantrano azy.....
Ampahafantarina anao i Oralia Villegas García, mitantana ny @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 1 – 7 Jolay
Ho an'ny 2019, nanasa maromaro mba hampiantrano ny kaonty Twitter @ActLenguas izahay, mba hizara ny zavatra niainan-dry zareo ho fanomezana aina vao sy ho fampiroboroboana ny fitenindrazany. Ao anatin'ity lahatsoratra fanolorana ity, fantaro misimisy kokoa ny momba an'i Oralia Villegas García (@licoraliavg) sy izay vinavinany horesahana mandritra ny herinandro maha-mpampiantrano...
Revizionista mpikatsaka fiovàna ve ny GV? Momba ny politika fanontàna lahatsoratra vao haingana ato amin'ny GV
Revizionista mpikatsaka fiovàna ve ny GV? Momba ny politika fanontàna lahatsoratra vao haingana ato amin'ny GV
I-Fan-Lin: Miditra ao anatin'ny fiarahamonina manerantany
Taitra tamin'ny vaovao tamin'ny aterineto, nanontaniako ny namako raha misy afaka hanampiako azy ireo. Nasain'ny namako nifandray tamin'i Portnoy aho satria mety hahita asa ho ahy izy (mihomehy).
Janine Mendes-Franco: Tonga ny GV raha “nalalaka” ny onjam-peo Karibeana tamin'izany andro izany!
(Lahatsoratra tamin'ny volana Oktobra 2014) Ny fotoana voalohany indrindra nahenoako momba ny Global Voices dia tamin'ny alalan'ny bilaogy/rakipeo antsoina hoe Caribbean Free Radio izay i Georgia ilay namako – tale mpitantana ny GV amin'izao fotoana no nanomboka izany. Tamin'izany fotoana izany, David Sasaki izay fantantray rehetra tamin'ny anarana hoe “Oso” no...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...