Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

04 Jolay 2019

Tantara tamin'ny 04 Jolay 2019

Tohin

Ny fiteny rehetra eto amin'izao tontolo izao: fampahafantarana ny Wikitongues

Blaogim-Piarahamonina GV  04 Jolay 2019

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Febroary 2016) Hetsika ho an'ny zon'olombelona ny Wikitongues . Manorina ny arsivan'ny kolontsaina iombonana mbola tsy fahita hatramin'izay izahay miaraka amin'ireo mpandaha-teny sy mpampiasa ny fiteny rehetra eto amin'izao tontolo izao ary manaitra ny saina amin'ny fahasamihafan'ny fiteny ary mihetsika mba hiaro izany. Fikambanana tsy mitady tombontsoa...

Tohin

Mampifandray olona ny Global Voices, Dijana Djurickovic !

Blaogim-Piarahamonina GV  04 Jolay 2019

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Oktobra 2014) Tamin'ny taona 2008, nanatona ahy i Siniša Boljanović, ilay lehilahy izay nanomboka ny Global Voices Serba taty aoriana, niaraka tamin'ny fangatahana hanampy azy amin'ny fanatsarana ny teny Anglisiny. Mazava ho azy, nanaiky izany aho satria nanana traikefa momba izany asa izany ary mbola sarotra kokoa aza...