- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao farany GV Lingua: Novambra 2016

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua ProjectMiarahaba ny tsirairay! Ity ny momba ny Lingua [1] Novambra 2016

Tamin'ity volana ity dia nandefa lahatsoratra 732 isika ary nahasarika mpitsidika 250.390 sy pejy nisy nijery in-319.008. Tahaka izao ny mombamomba ny vitan'ireo tranonakala [2]

Raha mbola tsy mpandika teny ianao ary te-ho lasa iray amin'izany, dia manaova fangatahana eto [3]! Zarao amin'ny tambajotranao ny endrika fangatahana. Mandika teny amin'ny fiteny maherin'ny 40 izahay [4]!

Ireo laharana voalohany tamin'ity volana ity dia:

Lahatsoratra

1. Espaniola 182
2. Malagasy 136
3. Frantsay 73
4. Rosiana 61
5. Grika 56

Jeripejy

1. Espaniola 100.275
2. Frantsay 41.530
3. Portiogey 30.468
4. Japoney 22.227
5. Arabo 19.430

Facebook

1. Arabo 124,313
2. Shinoa 41,669
3. Espaniola 19,774
4. Frantsa 17,742
5. Amharic 8,369

Twitter

1. Shinoa 168.836
2. Arabo 44.191
3. Espaniola 7.377
4. Bangla 6.573
5. Frantsay 5.524

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter [5] sy Facebook [6]!