Tantara tamin'ny 03 Jolay 2019
Nanatrika ny zaikabe ho an'ny tanora manerantany tany Jakarta ny Global Voices

(Lahatsoratra tamin'ny volana Septambra 2016) Natao tao Jakarta, Indonezia ny 24 ka hatramin'ny 26 Novambra 2016 ny Zaikabe ho an'ny Tanora Manerantany 2016 ary tonga tany an-toerana ny Global Voices....
Ambara ny fiarahamiasa eo amin'ny Wikinews sy ny Lingua Global Voices ho fanohanana ny votoatin-tserasera Arabo!

Faly aho manambara ny fiarahamiasa eo amin'ny Wikinews sy ny Lingua Global Voices mba hanohanana ny votoatin-tserasera Arabo.
Miara-miasa ny Meedan sy ny Lingua mba handika ny RightsCon ho amin'ny teny Espaniola sy Arabo

Niara-niasa tamin'ny Meedan ny Lingua mba handika ireo sioka RightsCon ho amin'ny teny Espaniôla sy Arabo, manomboka ny alarobia 30 martsa ka hatramin'ny zoma 1 aprily 2016.
Translator Newsletter: Fampianarana fiteny roa, Webinars maimaim-poana, sy tantara hafa!

Rentsika foana ireo teny roa ireo rehefa miasa amin'ny tetikasa fandikan-teny. Ny ankamaroan'ny olona dia mahafantatra fa samihafa kely izy ireo, fa ny mpanjifa kosa matetika mampifangaro azy ireo. Indraja Athluri nametraka sary lehibe mba hampiseho ny fahasamihafana misy eo amin'ny fandikan-teny sy ny famangitana.
Nihaona an-tserasera voalohany ny Lingua Alemà

Ny 60%-n'ny mpikambana ao amin'ny vondrom-piarahamonina ihany no monina any Alemaina. Noho izany, nokarakaraina ny fivoriana tamin'ny alàlan'ny skype nanoloana ny fivoriana manokana izay natao voalohany ny 4 Jona 2015.