- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao GV Lingua: Oktobra 2016

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua Project(Efa tamin'ny taona 2016 ny lahatsoratra teny Anglisy)

Salama daholo! Manomboka ity volana ity, hanome anao ny vaovao farany momba ny Lingua [1] aho. Te-hanome anao vaovao farany momba ny fomba nivoarantsika tamin'ny volana oktobra teo aho.

Tamin'ity volana ity, namoaka lahatsoratra 746, nahasarika fitsidihana 256.017 sy pejy nisy nijery in-320.185 isika. Ireto ny topi-maso mikasika ny vitan'ny tranonkala rehetra [2].

Raha mbola tsy mpandika teny ianao, dia misorata anarana ato raha te-ho mpandika teny [3]! Zarao amin'ny tambajotranao ny endrika fangatahana. Mandika teny amin'ny fiteny maherin'ny 40 [4] izahay.

Ireo laharana voalohany tamin'ity volana ity dia:

Lahatsoratra

1. Espaniola 182
2. Malagasy 136
3. Frantsay 73
4. Rosiana 61
5. Grika 56

Ny fitsidihana pejy

1. Espaniola 100.275
2. Frantsay 41.530
3. Portiogey 30.468
4. Japoney 22.227
5. Arabo 19.430

Facebook

1. Arabo 124.313
2. Shinoa 41.669
3. Espaniola 19.774
4. Frantsay 17.742
5. Amharic 8,369

Twitter

1. Shinoa 164,425
2. Arabo 44,139
3. Main Lingua 10,409
4. Espaniola 7,326
5. Bangla 6,389

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter [5] sy Facebook [6]!