Tantara tamin'ny 02 Jolay 2019
Translator Newsletter: SEO tsotsotra, Fampiharana fandikan-teny ho an'ny marenina ary tantara hafa!

Nanatsoaka hevitra momba an'i Trump mifototra amin'ny lahateniny izahay izay miteny Anglisy, saingy raha tsy azo adika ny teniny, dia inona no fiantraikan'izany eo amin'ny fomba fijerin'ny any ivelany any amin'ny firenena tsy miteny Anglisy?
Filoham-pirenena vaovao feno misitery ao Goatemalà

Ny safotofoto ao ambadik'ireo valintenin'i Jimmy Morales mikasika ny governemantany sy ireo politika dia mety ho porofo iray amin'ny maha tsotra loatra azy na ny fahasahian-dratsiny. "Hahavita betsaka isika ao amin'Andriamanitra ", hoy ny nambaran'ny filoham-pirenena vaovao an'i Goatemalà.
Avy any anaty tahiry: Ataovy tsotra ny fanoratrao

Ndeha isika hiverina hijery ireo sombina fahendrena telo azo avy amin'ny torohevitra mba hanazavana ny antony tsy tokony hanasarotanao ny fomba fanoratrao sy ny fitsipi-pitenenanao.