Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

01 Jolay 2019

Tantara tamin'ny 01 Jolay 2019

Lahatsoratra voalohany! Tongasoa eto amin'ny bilaogin'ny vondrom-piarahamonina GV ! 

Blaogim-Piarahamonina GV

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Septambra 2014) Nihalehibe noho izay nisiany teo aloha ny vondrom-piarahamonina Global Voices izay manaporofo ny maha-zava-dehibe ny asa ataontsika ho an'ny vahoaka manerana izao tontolo izao. Ny fanamby tonga amin'ny fananana vondrom-piarahamonina lehibe sy mahafinaritra dia ny fitadiavan-tahala ho antsika ifampizarana sy ifandraisana amin'ny tsirairay avy...

Translator Newsletter: Ny fandikan-teny tonga lafatra, ny fitoviana ara-kolontsaina sy tantara hafa!

Blaogim-Piarahamonina GV

Inona no anjara asan'ny fandikan-teny eo amin'ny krizin'ny fifindramonina izay iainantsika ankehitriny?

Translator Newsletter: Fitenim-paritra, Teknolojia maoderina ary tantara hafa koa!

Blaogim-Piarahamonina GV

 Salama ry GV'ers! Tongasoa eto amin'ity herinandron'ity famoahana Translator Newletter ity! Androany isika hiresaka momba ny… Fandikanteny ALTA Fikafikan'ny herinandro Vao namoaka andian-dahatsoratra vaovao ny ALTA izay amoahany isan-kerinandro toro-hevitra vaovao sy fomba fanazarana tsara indrindra ho an'ny mpandika teny. Miresaka momba ny Raki-teny sarotra izy ireo amin'ity herinandro ity! Ilaina...

Asa tanana any am-ponja: manamboatra asa tanana “Made in prison” ireo vehivavy gadra any Albania

Tranonkala iray izay mivarotra vokatra namboarin'ireo vehivavy voafonja ao amin'ny fonjan'i Ali Demi ao Tirana, fonja tokana ho an'ireo vehivavy ao amin'ny firenena Balkana izay ahitana mponina 2,8 tapitrisa ny "Vita tany Am-ponja".