Tantara tamin'ny Jona, 2019
Inona no nitranga tao anatin'ny #FihaonanaGV tao Accra?
Vakio daholo ny mikasika ny Accra #GVMeetup!
Global Voices Radio SA Radio Global Voices
Ampio izahay hisafidy ny famantarana ny tetikasa onjampeo anaty Aterineto izay natomboky ny Global Voices
Torolàlana Lingua
Torolalana isankarazany momba ny Lingua
Torolalana Ara-pandaminana
Manazava ny fomba ifandaminantsika, ifampifaneraserantsika, ary manolotra ireo politikantsika amin'ny resaka fitsipika sy taridlana mba hifamalian'ny asantsika ity fizaràna ity
Twitter @ActLenguas 2019
Mpiara-miombona antoka amin'ny Taona Iraisam-pirenena Ho an'ny Tenim-pirenena Teratany 2019 -n'ny Firenena Mikambana ny Rising Voices.
Mitondra ny fampiasana bisikileta amin'ny haavony vaovao ny ‘Bike Man’ ao Trinidad & Tobago
Tian'i Trinidad sy Tobago ireo "haavony" -- ary tsy mandiso fanantenana ilay mpitaingina bisikileta vita tanana izay nahatratra ny 3-4 metatra.
Taona vaovao, fiainana vaovao ary andao hifanampy!
Tongasoa eto amin'ny taratasim-baovao Lingua 2019 an'ny Global Voices! Ary nahatratra ny taona daholo! Taona sarotra sady nahafinaritra ny taona 2018. Traikefa niainana ny fahaterahan'ny zanako vavy, Sophia izany ary koa andraikitra mahafinaritra amin'ny maha-reny. Koa dia taona nampientanentana ny taona 2018, nanatontosa resadresaka maromaro, nikarakara fihaonana, nizara toro-hevitra, namana notsaroana, fiarahamiasa mitohy ary nanangana tranonkala Lingua isika!
Translator Newsletter: Fianarana asa ao amin'ny Firenena Mikambana, Fahaizana fiteny roa sy fahalalana ara-tsosialy ary tantara hafa!
Amin'ny maha-mpandika teny mahaleotena miasa ho an'ny sampan-draharahan'ny fandikan-teny, mpitantana tetikasa ny ankamaroan'ny sasany amin'ireo olona ifandraisantsika. Nametraka ity lisitra toro-hevitra ity ho an'ireo mpandika teny mahaleotena vaovao, mivantana avy amin'ireo mpitantana tetikasa ny olona mahafinaritra ao amin'ny The Savvy Newcomer
Translator Newsletter: Atidoha mahay fiteny roa, Fahatakarana Manerantany sy tantara hafa!
Mbola fiteny manerantany amin'ny aterineto ve ny teny Anglisy? Tech Insider milaza fa izany tokoa ... hatramin'izao.
Abidjan Blog Camps
Manomana andiana tobim-bilaogy manerana an'i Abidjan ny iray amin'ny mpitaridalana ny bilaogeran'i Afrika miteny frantsay hampiroboroboana ny fandraisana anjara mahaolona ao Cote d'Ivoire.