Tantara tamin'ny 30 Jona 2019
‘Nahita ny vahaolana teo amin'ny fiainana aho': lehilahy Armeniana mpanety volo manome torohevitra ho an'ireo zokiolona mpiray tanindrazana aminy
Manahy mikasika ny tongony malemy taorian'ny dona iray nahazo azy ny mpanjifa iray , ny iray hafa kosa momba ny "ankizilahy miaraka amin'ny endrika volom-behivavy."
Fitaovana ilainao ampiasaina amin'ny onjampeo #1: Fanoratana ‘Script’ ho an'ny onjampeo
GV RADIO: ahoana no fanoratana script ho an'ny onjampeo.
Fianakaviana Iray Ve Ny GV?
Nisaina izay dikan'ny GV aminy ny GVer Portnoy Zheng avy ao Taiwan.
Fihaonambe GV tao Medellin, Kolombià: Paisa Power ho an'izao tontolo izao
Nahavita nihaona ny vondrona GV tao Medellin, Kolombia, tamin'ny volana Jolay 2016. Fantaro izay nitranga tany!
Belarosia: Hatsikana Ara-politika
Mbola tohizan'ireo blaogera taorian'ny vanimpotoana Sovietika ny fomba fanao sovietika taloha ela be, dia ny fiatrehana ny zava-misy sy ny fanehoana ny fisintahany amin'ny alalan'ny hanihany politika. Ahitana ireo sombina hatsikana maro mikasika ny politika Belarosiana ity lahatsoratra ity.
Feo avy any Zimbaboe sy ireo Farihy Lehibe (Grands Lacs)
Samy nanana ny zavatra nanamarika azy ny tontolon'ny blaogy tao Zimbaboe sy ireo Farihy Lehibe
Sanjib Chaudhary, mpanoratra amin'ny Global Voices teratany, miarahaba avy ao Nepal
Fantaro i Chaudhary, mpanoratra ato amin'ny GV mikasika an'i Nepal, blaogera, mpitsangatsangana, "mpamaky mazoto sy matimatin'ny fanatanjahantena".
Vatakely feno torohevitra ho an'ireo Mpandika teny
Ato amin'ity pejy ity, ataonay lisitra ireo fitaovana sy loharano maro maimaimpoana izay afaka ampiasain'ny vondrompiarahamonina Lingua ho an'ny Global Voices no sady ho an'ny fanatsaràna ny asan'ny tena ihany koa.
Votoaty Lingua
Manazava ny fotoana hahafahan'ny tranonkala Lingua iray mamoaka votoaty tokana sy ny politika mikasika izany ity pejy ity. Ny hampirotsahana kokoa ireo teny eny an-toerana ao anatin'ny sehatry ny haino aman-jerin'olontsotra sy ireo mpamaky no hevitra ambadik'izany. Mba jereo ny ambin'ireo Torolalana Lingua an'ny Global Voices-ntsika.
Ny Tsy Hakàna Tahaka Fahatany Ny Lahatsoratra GV Iray
Torohevitra: aza avoaka an-tambajotra raha tsy te-ho afa-baraka.