- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Torolàlana Lingua

Sokajy: Blaogim-Piarahamonina GV

gv-lingua-logo-dark-1200 - Copy

Manazava ny firotsahana, ny asa ary ny fitantanana ny Lingua [1] ireo lahatsoratra ireo. Aza adino ny manaraka anay ao amin'ny Facebook [2] sy Twitter [3], ary ny manoratra anarana amin'ny taratasim-pifandraisantsika Lingua [4] !

Welcome to New Translators [5] Manazava ny iraka tontosaina sy ny fomba fiasan'ny vondrom-piarahamonintsika

Translators Guide [6]  Manazava ny dingana famoronana fandikanteny an'ireo lahatsoratry ny Global Voices ato anatin'ny tambajotra Lingua sy avy any amin'ireo tranonkala Lingua

Translation Managers Guide [7]   Manome ireo torhevitra rehetra momba ireo hetsika goavana misy idiran'ny fikiràna sy fitantanana tranonkala Global Voices Lingua iray

Lingua Content [8]  Hazavain'ity pejy ity ny hoe rehefa inona ny tranonkala Lingua iray no afaka mamoaka vaovao mafàna avy aminy manokana, ary ny politika mikasika izanyLingua Creation Guide [9]  Te-hanagana Global Voices amin'ny tenimpirenenao ve? Toy izao ny fandehany!

Global Voices Edit Request [10]  Fametrahana ireo fangatahana fanitsiana na fikiràna rehetra tianao ho hita any anatin'ireo lahatsoratra Global Voices

Translating Special Coverage Pages [11]  Jereo koa ny: Creating Special Coverage Pages (SCP): Ato amin'ny Global Voices, ireo Special Coverage Pages (SCP) , na Pejy Fandrakofana Manokana dia fitaovana iray ampiasaintsika handraisa an-tànana reo fitantaràna goavana sy mitohy, ary mamintina azy irenyho an'ny olona vaovao aminy…

Toolbox for Translators [12]  Ao amin'ity pejy ity, ataontka lisitra ato ireo fitaovana maimaimpoana sy loharano azon'ny vondrom-piarahamonina Global Voices Lingua ampiasaina, sady ho an'ny GV no ho tombom-pahalalàna ho an'ny tena ihany koa. Fitaovana ho an'ny SEO & Social Media ny Attracta: manosika amin'ny fanomezana laharana tsara ny tranonkala…

Using Amara To Subtitle Videos [13]  Manazava ny fomba fametahana lohateny anaty lahatsary, youtube na tolotra hafa, ampiasàna ny Amara