- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Torolalana Ara-pandaminana

Sokajy: Blaogim-Piarahamonina GV

Mihoatra ny 1200 ireo mpanoratra, mpandikateny ary matihanina avy amin'ny lafivalon'izao tontolo izao  ato anatin'ny vondrom-piarahamonintsika. Tsy manana toeram-piasàna hita maso  isika ato amin'ny Global Voices nefa mifamaly asa isanandro ireo mpanoratra, mpanonta lahatsoratra sy mpandikateny ato amintsika mba hampandroso ny asa eto amin'ny tranonkalan'ny Global Voices sy ato amin'ny vondrom-piarahamonintsika midadasika be.

Manazava ny fomba ifandaminantsika, ifampifaneraserantsika, ary manolotra ireo politikantsika amin'ny resaka fitsipika sy taridàlana mba hifamalian'ny asantsika ity fizaràna ity