- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Twitter @ActLenguas 2019

Sokajy: Mediam-bahoaka, Rising Voices

Mpiara-miombona antoka amin'ny Taona Iraisam-pirenena Ho an'ny Tenim-pirenena Teratany 2019 -n'ny Firenena Mikambana [2] ny Rising Voices. Mba hankalazana ity hetsika fanentanana ity, miara-miasa amin'ireo namanay izay ao anatin'ny tambajotra Latino Amerikana misy an'ireo mpikatroka nomerika ho an'ny tenim-pirenena teratany izahay mba hikarakarana hetsika fanentanana an-tambajotra hanamafisana ny asan'izy ireo sy hanasongadinana ny tantarany manokana.

Isaky ny Alatsinainy manomboka ny 14 Janoary, mpikatroka nomerika hafa no hitantana ny kaonty Twitter-n'ny @ActLenguas [3] (Fikatrohana Ara-teny) mba hizaràny hevitra maro mikasika ny hasarobidin'ny teny sy ny kolontsaina ho azy ireo sy ho an'ny fiarahamonina misy azy. Afaka mamaky tantara mikasika ny antony nanosika, fanamby, sy fahombiazana mifandraika amin'ity fikatrohana nomerika ho an'ny teny ity ihany koa ianareo. Hizara zavatra samihafa sy tsy manam-paharoa tamin'ny zavatra niainany manokana ireo tsirairay mpampiantrano ny Twitter.

Mandritra ireo herinandro 50 manaraka, hahita ireny fomba fijery lehiben'ny mpikatroka Aymara any El Alto, Bolivia, Mapuche mpikatroka avy any Shila, Zapotec mpikatroka avy any Meksika ary avy any amin'ny faritra maro hafa ao Amerika Latina ireny ireo mpanaraka ny kaontin'ny @ActLenguas.

Mba jereo itsy fandaharam-potoana etsy ambany itsy azafady ho an'ireo nanoratra anarana hizara ny tantarany manokana. Manantena ny hahazo hafatra am-blaogy fohy mombany mpampiantrano tsirairay avy izahay.

Nalaina avy tamin'ny hetsika santatra maro mitovitovy aminy, toy ny @IndigenousX [4] any Aostralia sy ny fifandimbindimbiasan'ny fitantanana Instagram an'ny vondrom-piarahamonina Global Voices ity tetikasana tambajotra sosialy ity. Afaka manohana ity hetsika fanentanana ity ianao amin'ny fanarahana ny kaonty Twitter-n'ny @ActLenguas [3] ary mamerina mibitsika hafatra izay hitanao fa manainga fanahy na mahaliana. Tsy andrin'ireo mpampiasa mpampiantrano ihany koa ny hahazo tamberina miendrika hafatra fankaherezana na fanontaniana mikasika ny asany.

Fandaharam-potoana

14-20 Janoary:

Yásnaya Aguilar Gil (@yasnayae [5])

- De Tukyo'm, Ayutla Mixe. Diversidad lingüística, ayuujk, literatura, poéticas, elefantes… #COLMIX

21-28 Janoary:

Simona Mayo (@SimonaMayo [6])

Soy Simona Mayo, Ngulumapu-Wallmapu (territorio Mapuche en Chile). Soy de la ciudad de Santiago de Chile y me dedico a la revitalización del mapudungun en espacios urbanos y a la investigación en relación a esta misma temática.

29 Janoary-3 Febroary:

Ruben Hilare (@RubenHilare [7])

- desde la ciudad mas alta del mundo El Alto- Bolivia. Altupata markatpacha uraqpachataki. Nayraqatar taqinis sarantasipkakiñani.

4-10 Febroary:

Irma Alvarez Ccoscco (@Sankaypillo [8])

- ”Miyuqa munanachikuqlla (el veneno siempre es tentador)” #poetry #harawi L10 / Recopilacion / Traducción /Transcripción / Tutoría / #Quechua #Aymara

11-17 Febroary:

Kimeltuwe (@Kimeltuwe [9])

- Materiales para la enseñanza y aprendizaje del Mapuzungun. Tüfamew peaymün tamün kimeltuael ka tamün chillkatuael Mapuche Zungu, Wallmapu. Kimeltuwe (www.kmm.cl [10])

18-24 Febroary:

Luís Flores (@LuisTenek [11])

tének, decidí ser todólogo en esta vida…

25 Febroary- 3 Martsa:

Onésimo Cruz (@unanzii65 [12])

Tu'un Savi sur de Puebla, México.

4-10 Martsa:

Misael Hernández (@triqui_trs [13])

Activista digital de la lengua triqui de Chicahuaxtla, Yichrá Rune S/N. S.Andres Chic

11-17 Martsa:

Sasil Sánchez (@lussasil [14])

Xa'ay ja’, xa'ay bej… táan in xíimbal…. Caminando… #Kiintsil | La Jornada Maya

18-24 Martsa:

Tajëëw Díaz-Robles (@TajeewDR [15])

Mixe con aires zapotecos~Serrana friolenta #Colmix #TodasLenguas #TUMayuujk

25-31 Martsa:

Israel Quic (@maisquick [16])

Ntz'ijb'an pa Tz'utujil Tziij Escribe en idioma Tz'utujil

1-7 Aprily:

Leonardy Fernández (@dez_leo1 [17])

Living Anthropologically! ¨Soy el amo de mi destino, soy el capitán de mi alma¨ Nelson Mandela #Wayuu #DerechoIndigena #Ecología #DefendamosALaSierradePerijá

8-11 Aprily:

Janet Chávez (@janchvzsanti [18])

les vengo manejando lo que es el retweet, básicamente. #IYIL2019 #usatuvoz #todaslenguas

15-21 Aprily:

Rodrigo Pérez (@Zapoteco_3_0)

Tă~làz lûd nít dòb g-ùɁ=d=rè=nà Nerta mbšúɁ lûd nít dòb lô yù pây

22-28 Aprily:

Kiado Cruz (@Kiadorindani [19])

ZapoTIC, Comunicación Intercultural, Acceso a la Información, Pueblos Indígenas, Justicia Lingüística, Investigación Social, Ensambles y Rizomas Comunitarios.

29 Aprily- 5 Mey:

Netza López (@tunchakua [20])

Mozillian: mozilla-mexico.org | Apasionado bibliófilo | Dev [21] | Cinéfilo | Desarrollador: @Python/@Djangoproject

6-12 Mey:

Elías Reynaldo Ajata (@eliasreynaldo [22])

Jallalla Aymar Marka!

13-19 Mey:

Marisol Mena (@chaskakanchariq [23])

???qanpuni kay??? ??sé tu mism@???

 

 

20 – 26 Mey:

Margot Camones (@MargotCamones [24])

 

 

27 Mey- 2 Jona:

Lorenzo Itzá (@lorenzoitza [25])

Indígena maya desaprendiendo a vivir | Permacultura | Colectivismo | Programación | Apicultura.

 

3-9 Jona:

Yazmín Novelo (@yaznovelo [26])

Mayaen. Tin kaambal, tin xíimbal, tin kuxtal. Maya caminante de agua. Sociolingüista, cantora, comunicadora. Mujer maíz con alas y raíces.

 

10-16 Jona:

Imbaya Cachiguango (@imbayatiu [27])

Ecuador

 

 

17- 23 Jona 

Liseth Atamain (@yanualiseth [28])

Fortalecimiento cultural y lingüístico del inia. Dirijo @culturaawajun.

 

 

24-30 Jona:

Kichwa Hatari (@KichwaHatari [22])

El primer #radio programa en #Kichwa desde EE.UU./The first radio program in #Kichwa from the U.S. Viernes/Friday 6-8pm por la web

 

1-7 Jolay:

Oralia Villegas (@licoraliavg [29])

México

 

 

8-14 Jolay:

David Galeano Olivera (@lenguaguarani [30])

Doctor en Lengua y Cultura Guarani. Presidente (Director General del ATENEO DE LENGUA Y CULTURA GUARANI). Docente universitario. Escritor y traductor bilingue, Paraguay, lenguaguarani.blogspot.com [31]

15-21 Jolay:

Vicente Canché Móo (@vicentecanchem [32])

Soy promotor cultural maya, fomento el uso de la lengua maya mediante el uso de las TIC's.

 

22-28 Jolay:

Victoria Tinta (@victoriatinta [33])

✍️Editora y traductora en Sitio Web Global Voices Aymarata [34].

Sud America

 

29 Jolay – 4 Aogositra:

Genner Llanes Ortíz (@gllanesortiz [35])

Antropólogo maya.Perseguidor de Otros Mundos.Cinéfilo, bailador, viajero, melómano/Maya anthropologist. OtherWorlds'repossble. Film & music lover.Dancer, traveler, Yóok’ Bel Ja’

 

5-11 Aogositra:

Manuel de J Pérez (@DJ_mjp24 [36])

Originario de Chenalhó Chiapas, hablante del idioma tsotsil, compositor, cantante y productor musical en este idioma (género balada, pop, electronica), San Cristóbal de Las Casas, alokop.net [37]

 

12-18 Aogositra:

Ajmaq Otzoy (@RonyOtzoy [38])

Maya Kaqchikel