Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

24 Jona 2019

Tantara tamin'ny 24 Jona 2019

Arahabaina nahatratra ny faha 10 taonany ny GV!!

Blaogim-Piarahamonina GV

"Tsy haiko ny hamaritra izany fahatsapako ny hafaliako izany rehefa nahafantatra fa maro ny olona eran'izao tontolo izao no afaka mahafantatra fa misy ny volavola misandratra momba ny sarimihetsika any Costa Rica noho ny lahatsoratro", hoy i Jenny Cascante González.

Azon'ny Kamerà: Lahatsary momba ny Zon'olombelona ato amin'ny GV

Zon'olombelona an-tsary

Herinandro vitsivitsy miavaka ho an'ny lahatsary GV momba ny zon'olombelona iny, koa ndeha isika hiditra avy hatrany amin'izany...

Translator Newsletter: Mampody indray ny atidoha, fitiavana amin'ny fandikan-teny sy maro hafa!

Blaogim-Piarahamonina GV

Fantatrao ve fa mamerina indray ny atidohanao ny fahaizana fiteny roa? Araka ny voalazan' ity lahatsoratra mahafinaritra avy amin'ny World Economic Forum sy Quartz ity, dia "milaza ny mpikaroka fa afaka manova tanteraka ny rafitry ny atidohanao ny fifehezana fiteny roa".

Translator Newsletter: Fampianarana, Lalao an-dahatsary sy maro hafa!

Blaogim-Piarahamonina GV

Amin'ny maha-mpandika teny mahaleotena, zava-dehibe amin'ny fivelomana ny mahazo karama amin'ny asanao ara-potoana! Saingy matetika manahirana ny mitady mpanjifa maro sy fifanarahana isan-karazany. Alessandra Martelli, mpandika teny mipetraka any Turin, Italia, nametraka ity lisitra mahafinaritra ity izay ahitana toro-hevitra mikasika ny fomba hahazoanao karama ara-potoana amin'ny asa mafy ataonao.

Translator Newsletter: Hehy amin'ny fandikan-teny, Orinasan'ny fandikan-teny sy ny hafa maro!

Blaogim-Piarahamonina GV

Niara-nivory ireo olona mahafinaritra ao amin'ny Tetikasa Fandikan-teny Misokatra mba hanome antsika toro-hevitra sasantsasany amin'ny fomba fianarana fiteny vaovao!