Nilalao ihany koa izahay tany amin'ny Vovonana

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Janoary 2015)

Niasa mafy izahay andro maromaro izao, tsy ampy torimaso izahay ary mbola reraky ny dia amin'ny fiaramanidina ny ankamaroanay (miova hasin'ora), saingy naha hafa kely azy ny fotoana fohy toy izao rehefa lasa toeram-pialalaovana tsy nomanina ny efitra fivoriana ary niverina toy ny ankizy indray izahay.

Momba ny fahafinaretana sy ny lalao ihany koa ny Vovonana Fampitam-baovaon'Olon-tsotra GV, izany no fotoana rehetra izay manamafy ny fifamatoranay amin'ny maha vondrom-piarahamonina anay.

GVers play ball during a short break

Nilalao baolina nandritra ny fiatoana fohy ny mpikambana GV

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.