Tantara tamin'ny 20 Jona 2019
Tatitry ny Mpisera : Ny fomba nanampian'ny WhatsApp (sy ny 3 tapitrisa dolara) an'i Jair Bolsonaro tao Brezila mba hahazo fandresena

Manome topimaso iraisampirenena momba ireo fanamby, ireo fandresena, ary ireo fironana vao misandratra eo amin'ny lafiny zo nomerika maneran-tany ny Netizen Report (Tatitry ny Mpisera) ato amin'ny Global Voices Advox
Fifantenana ireo mpandray anjara amin'Ilay Atrikasa PCPRC “Fahaizana mamaky sy manoratra ny media ary Fanoherana ny fandrebirebena”

Vao avy nandefa antso ho fifantenana ny antotan-taratasin'ireo handray anjara amin'ilay atrikasa “Media Literacy and Resisting Manipulation” atao ho an'ny tanora tao Sarajevo, Bosnia sy Herzegovina (BiH) ny 25 – 29 Oktobra, 2014 ny Post-Conflict Research Center (PCRC). Totoafo ny valinteny azon-dry zareo avy amin'ny toerana samihafa ao amin'ny firenena
Hitako nihaodihaody teny ianao !

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Oktobra 2014) Nihaodihaody teny ianao nandritra taona maro saingy tsy mba afaka niresaka taminao aho. Na dia nasaina aza aho kanefa noho ny antony samihafa dia...
Sady mianatra no mampianatra ny fiteniny i Holly Helton-Anishinaabeqwa, mitantana ny kaonty Twitter @NativeLangsTech ny herinandron'ny 20-26 jona

Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Holly Helton-Anishinaabeqwa, mpitantana ny kaonty Twitter @NativeLangsTechTwitter mandritra ny herinandron'ny 20-26 jona 2019. Hozarainy amnitsika ny fomba fijeriny ny fiteny Anishinaabe.
Ity herinandro ity tao amin'ny bilaogy Palestiniana : Oran-dohataona
Hetsi-panoherana am-pilaminana hafa nivadika ho korontana ny herinandron'ny 11 Aogositra...nitifitra mpanao fihetsiketsehana tamin'ny bala fingotra sy baomba mankarenina ireo miaramila Israeliana. Nitatitra ny International Solitary Movement hoe efatra ambinifolo ny olona naratra, nisy Israeliana iray mpikatroka mafana fo . Ny Bethlehem Bloggers no nahazo fampitam-baovao voalohany avy amin'ilay mafana fo Jenny Digi
GV: Mizara ny tantaram-piainana amin'izao tontolo izao

(Lahatsoratra tamin'ny volana Oktobra 2014) Faly aho ary mahatsiaro omem-boninahitra amin'ny maha-mpandray anjara Global Voices. Rehefa nifandray tamiko i Ndesanjo Macha, ilay toniandahatsoratra Afrika Atsimon'i Sahara ary nilaza tamiko fa...
Ampahany tamin'ny fihaonana GV voalohany tany Dar es Salaam

Tamberina momba ny Fihaonana GV tany Dar es Salaam, Tanzania, nampiantranoan'ny Global Voices amin'ny teny Swahili sy ny KINU Innovation Hub
Translator Newsletter: Tsy hita maso, voambolana tsy mety adika sy maro hafa!

Ao amin'ny fiarahamonina mihamitsofoka hatrany ao anaty fanatontoloana, matetika isika ao anaty toeram-piasana tsy voatery miteny anglisy avokoa ny olona ao. Ho an'ireo tsy mpiteny anglisy, matetika fanamby goavana ny fifampiresahana sy ny fahazoana ny hevitr'izy ireo.
Translator Newsletter: Fiteny madinika, Sary-sy-soratra sy maro hafa!

Inona no fomba tsara hanombohana ny herinandro raha tsy amin'ny tsikitsiky kely?