- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sekoly Serba momba ny asa fanaovan-gazety antserasera

Sokajy: Mediam-bahoaka, Rising Voices


Jereo amin'ny sarintany lehibe kokoa [1]

Fampidirana:

Natsangan'ilay Serba bilaogera menavazana sady mpankafy mediam-bahoaka, Ljubisa Bojic [2] tao Belgrade, manangona ireo manam-pahaizana momba ny mediam-baovao ao an-toerana tahaka an'i Danica Radovanovic [3] sy Lidija Kujundzic  [4]ny Sekoly Serba momba ny Asa Fanaovan-gazety Antserasera mba hampianatra ireo fototry ny fampitam-baovaon'olon-tsotra amin'ireo mpanao gazety nentim-paharazana sy ny Serba sarambabem-bahoaka. Ny fanohanan'ny Rising Voices no ahafahan'ny “Serbian Web Journalism School ” hifantoka amin'ny “fampiofanana ireo mpampiofana”. Mpanao gazety sy manampahaizana te-hahazo fahaizana momba ny mediam-baovao ny ankamaroan'ireo mpandray anjara amin'ny fandaharanasa, saingy mandrisika ny mpianany ry Ljubisa sy ny ekipany,  ny nahazo vatsy tamin'ny Rising Voices, hizara ny fahaiza-manaony vaovao amin'ny vondrom-piarahamonina Serba atao anjorombala, tahaka ny jamba sy ny tanora kamboty.

serbian web journalism school

Lahatsoratra farany momba ny Sekoly Serba momba ny Asa Fanaovan-gazety Antserasera

[8]
[9]

Serbian Web Journalism School: Creating Future Trends in Journalism [9]

18 Desambra 2008
[10]

Serbian Web Journalism School Joins Rising Voices Grantees [10]

06 Novambra 2008

Fampahalalana: