Sekoly Serba momba ny asa fanaovan-gazety antserasera


Jereo amin'ny sarintany lehibe kokoa

Fampidirana:

Natsangan'ilay Serba bilaogera menavazana sady mpankafy mediam-bahoaka, Ljubisa Bojic tao Belgrade, manangona ireo manam-pahaizana momba ny mediam-baovao ao an-toerana tahaka an'i Danica Radovanovic sy Lidija Kujundzic ny Sekoly Serba momba ny Asa Fanaovan-gazety Antserasera mba hampianatra ireo fototry ny fampitam-baovaon'olon-tsotra amin'ireo mpanao gazety nentim-paharazana sy ny Serba sarambabem-bahoaka. Ny fanohanan'ny Rising Voices no ahafahan'ny “Serbian Web Journalism School ” hifantoka amin'ny “fampiofanana ireo mpampiofana”. Mpanao gazety sy manampahaizana te-hahazo fahaizana momba ny mediam-baovao ny ankamaroan'ireo mpandray anjara amin'ny fandaharanasa, saingy mandrisika ny mpianany ry Ljubisa sy ny ekipany,  ny nahazo vatsy tamin'ny Rising Voices, hizara ny fahaiza-manaony vaovao amin'ny vondrom-piarahamonina Serba atao anjorombala, tahaka ny jamba sy ny tanora kamboty.

serbian web journalism school

Lahatsoratra farany momba ny Sekoly Serba momba ny Asa Fanaovan-gazety Antserasera

Fampahalalana:

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.