Sary maromaro kokoa, amin'ity indray mitoraka ity tamin'ny andro faharoan'ny Vovonana

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Janoary 2015)

Mety ratsy angamba ny fifandraisana aterinetonao na ratsy ny andro, fa tsy hahita na oviana na oviana ianao ka hoe mpaka sary tsy hazoto hanao izany. Mahafinaritra ahy ny maka sary ny fotoana manokana indrindra rehefa mahita ianao fa mifaly ny olona. Mendrika ny halaina sary (miaraka amin'ny fakantsary mazava ho azy!!) ny fifampizarana, ny fifankahafantarana, ny fianarana ary ny mampitombo ny GV.

Indro ny andian-tsary ho an'ny andron'ny vovonana faharoa. Azonao ampiasaina/zaraina na inona na inona tanjona ny sary rehetra..

https://www.flickr.com/photos/lauraruth123/sets/72157650003869250

 

 

 

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.