- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary avy amin'ny Vovonana andro voalohany 

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, gv-summit

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Janoary 2015)

Ataovy an-tsary ny fitantarana. Asa tsy mora kanefa asa izay fahafinaretan'ireo mpaka sary mba hahafahantsika mitahiry ireo sary ho an'ny hoavy ary afaka milaza isika indray andro any fa nandray anjara tamin'izany ihany koa..

https://www.flickr.com/photos/lauraruth123/sets/72157650395085211 [1]  (andian-tsary avy amin'i @LauraSchne)

ary azafady jereo ny rakitsarin'i Jeremy (@jeremyclarke): https://www.flickr.com/photos/130737581@N07 [2]