Tantara tamin'ny 15 Jona 2019
Ho Afaka Jerena Any Anaty Lohamilina Fikarohana Ny Blaogin'ny Vondrom-piarahamonina

"Noalefahanay" ireo masontsivana ao amin'ny blaogin'ny vondrom-piarahamonina. Manomboka amin'ny 22 jona, ho voatanisa any amin'ireo milina fikarohana izy, izay hiantoka ny tena fahitàna kokoa momba ny asantsika!
Fihaonana Voalohany Indrindra Ho an'ny GV Tiorka

Nivoatra ny Lingua Tiorka. Nila ezaka sy fotoana betsaka ny fananganana azy tany rehetra tany...Tsy maintsy lazaiko fa tena hatsaram-panahy avy amin'i ElGohary ny fanampiany nandritra ireo dingana ireo satria marobe ireo fanontaniana napetrako taminy.
Fiovam-pitantanana goavana ho an'ny Lingua !

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny May 2015) Ry GVers malala! Mientanentana ery aho hanambara ireo fiovàna goavana sasantsasany ato amin'ny ekipa Lingua misy antsika. Nandritra ny taona vitsy lasa, Paula...
Ho tehirizin'ny tranombokin'ny Kongresy Amerikana ny tantaran'ny Global Voices

"Heverinay fa anisan'ny manan-danja amin'ity angondrakitra ity sy ny fandraketana ny tantara ny tranonkalanareo."
Zavatra tsotra toy ny nofinofintsika

Nandika lahatsoratra marobe aho ho anisan'ny ekipa GV Espaniola mpirotsaka an-tsitrapo, kanefa mbola misy lahatsoratra iray tsaroako noho izany nisy fiantraikany goavana tamiko .
Mety hisy fiantraikany aminao ve ny Brexit ?

Nikaroka fijoroana vavolombelona avy amin'ny vondrom-piarahamonina mpikambana ato amin'ny Global Voices izahay mikasika ny mety ho fiantraikan'ny Brexit aminy.
Iza no tantara tianao indrindra tato amin'ny Global Voices tamin'ny taona 2015?

Misy fomba tsara hafa kokoa hankalazana ny Taom-baovao ankoatra ireo tantara izay atolotry ny vondrom-piarahamonina Global Voices manokana ve?