14 Jona 2019

Tantara tamin'ny 14 Jona 2019

Annalisa Merelli: Ahoana no nahitako ny Global Voices

Blaogim-Piarahamonina GV  14 Jona 2019

Tamin'ny taona 2006 aho no nihaona tamin'ny Global Voices voalohany. Tamin'izay fotoana izay, nanoratra ho an'ny bilaogy nifantoka tamin'ny olana mahaliana ara-tsosialy aho izay tsy navoakan'ny fampitam-baovao mahazatra, ary vetivety ny Global Voices dia lasa iray amin'ireo loharanon'ny aingam-panahy, rohy, hevitra ankafiziko .

Kiswahili ny don-tany sy ny kapo-tandroka

  14 Jona 2019

(Lahatsoratra tamin'ny janoary 2006) Tsy resy lahatra i Mwandani raha tokony ho faly na tezitra rehefa avy namaky ny tamberina nataon'ny filoha teo aloha tany Tanzania, Benjamin Mkapa, fehim-potoam-piasana dimy taona anankiroa. Nahavita ny fehim-potoana fiasana fanindroany i Mkapa tamin'ny faran'ny taona lasa teo. Jakaya Kikwete, ny mpandimby azy, minisitry ny...

Eto izahay izao ary vonona ny hiasa!

Blaogim-Piarahamonina GV  14 Jona 2019

Miaina ao amin'ny firenena izay misy olona miteny, mihetsika ary manapa-kevitra eo amin'ny toeranay izahay izay ahitana ny herisetra, ny tsy rariny, ny fanavakavahana, ny fankahalàna ho araka ny fenitra.

Ny taona 2014 sy ny GV

Blaogim-Piarahamonina GV  14 Jona 2019

(Lahatsoratra tamin'ny volana Oktobra 2014) Olon-tsotra mipetraka ao amin'ny Saikinosy Yucatan aho, any amin'ny faritra be mponina any Merida raha ny marimarina kokoa. Nihaona tamin'ny Global Voices aho tamin'ny taona 2014 tamin'ny alàlan'ny vondrom-piarahamonin'ny mpikatroka monina any Yucatan. Izy ireo no nizara ny pejiko, ny antsoko ary nitondra anay hanolotra...