- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Torohevitra isankerinandro ho anao momba ny Fiarovana : Tenimiafina!

Sokajy: Torolalana, Blaogim-Piarahamonina GV, lohahevitra mahavariana

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny May 2015)

Nihisatra aho teo, araka izany dia miaraka amin'ny fialantsiny no andefasako ho anareo ireto torohevitra isankerinandro momba ny fiarovana ireto :

Torohevitra hialàna amin'ny fanarahamaso ety anaty aterineto

Fampiasàna mpitantana tenimiafina mba ho tsara aro ety anaty aterineto

Arovy tsy ho tratran'ireo mpijirika ireo fitaovanao – aza mety hofatorana

Ahoana no fandrafetana tenimiafina matanjaka tena tsara aro

Hajiantsary avy amin'i Ivan Beeckmans tao amin'ny Flickr [1], nampiasàna ny lisansa (CC BY-NC-SA 2.0)