Zavatra tena iainana amin'ny vanim-potoana nomerika


Jereo amin'ny sarintany lehibe kokoa ny Nomad Green

Fampidirana:

Manondro ny tenany ho “toeram-pizahantany manaraka” any Shina ny tanànan'i Shenyang, renivohitry ny faritany Liaoning. Saingy raha mitsidika ireo pagôdy (karazana tempoly) fahiny ao amin'ny Tanàna Fahiny na ny “Faritra Fampandrosoana ny Indostrian'ny Teknolojia Avo Lenta” ianao, dia tsy holazain'ny takelaka ho an'ny mpizahatany mihitsy ireo mpivaro-tena lehilahy sy vehivavy izay avy amin'ny vondrom-piarahamonina ambanivohitra mahantra mikaroka fidanadanana an-tanandehibe. Amin'ny fiarahamiasa amin'ny Foibe Ai Zhi Yuan Zhu ho an'ny Fahasalamana sy ny Fanabeazana, hampiofanin'i Wei Zhang, mpamokatra horonantsary fanadihadiana, ireo mpivaro-tena lahy sy vavy mpandalo ao amin'ny foibe AZYZ, amin'ny fomba hitazonana ny bilaogy sy ny fomba fampidirana horonantsary fanadihadiana fohy mba hizarana ny zavatra iainan-dry zareo, ny hevitr'izy ireo sy ny olana mba hampiroboroboana ny fahatakarana bebe kokoa momba ireo mpivaro-tena ao amin'ny faritra.

Lahatsoratra farany momba ny “Real Experience of the Digital Era”

Fampahalalana:

Bilaogy mandray anjara:

Ho avy tsy ho ela!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.