- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran Inside Out

Sokajy: Mediam-bahoaka, Rising Voices


Jereo akaiky kokoa amin'ny sarintany [1]

El Alto

Fampidirana:

Iran Inside Out no tetikasa voalohany natokana hampiroboroboana ny fampandrosoana sy ny fampielezana horonantsary sy lahatsary antserasera ao Iran. Niara-niasa tamin'ireo klioban'ny horonantsari-mihetsika ao Tehran ny mpitarika ny tetikasa, Shaghayegh Azimi mba hamantatra ireo tanora mpamokatra sarimihetsika ka handrisika sy hanohana azy ireo hamokatra horonantsary sy hamoaka azy ireo antserasera. Ny Iran Inside Out Video dia mifantoka amin'ny fanehoana ny fomba fijery anatiny, ankoatra ny vaovao mahazatra, momba ny fiainana, ny tantara, ny kolontsaina ary ny fiarahamonina Iraniana araka ny hitan'ny mpamokatra sarimihetsika manatontosa azy ireo.

Lahatsoratra farany momba an'i Iran Anatiny Ivelany

[5]

Introducing Iran Inside Out [5]

19 Avrily 2008

Fampahalalana: