Mandrava ny fahanginana ao Kwa Mashu


Jereo ny sarintany lehibe kokoa 

kcap ekhaya imagination lab

Fampidirana:

Ao amin'ny tanànan'i Kwa Mashu, any ambanivohitr'i Durban, Afrika Atsimo, mampiasa ny laboratoarany Ekhaya Imagination Lab ny Tetikasa Fampandrosoana ny Fiarahamonina Kwa Mashu (K-CAP) mba hampiofanana ireo olon-tsotra tia mampita vaovao 20 avy ao an-tanàna, fiofanana momba ny fitantarana ireo tantara eo an-toerana izay mifandraika amin'ny olana ara-pahasalamana mihatra ao amin'ny fiarahamonina eo an-toerana. Tamin'ny taona 1998, maty notoraham-bato tao Kwa Mashu i Gugu Dlamini taorian'ny fanambarana ampahibemaso fa voan'ny VIH izy. Ireo olon-tsotra mpampita vaovao 20 nofanina tao amin'ny K-CAP dia hikendry ny hanohitra ny fanilikilihana henjana amin'ny VIH sy ny SIDA, ary hitondra ny olana ara-pahasalamana eo an-toerana ho any amin'ny mpihaino iraisam-pirenena.

Lahatsoratra farany momba ny fandravana ny fahanginana ao Kwa Mashu

Torohay:

Bilaogy mpandray anjara: Participant Blogs:

Ho avy tsy ho ela! Coming Soon!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.