- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ny tantaran'ny vatsy bitika Rising Voices

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, Rising Voices

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Jolay 2015)

Rising Voices [1]

 

Fantatrao ve fa nikarakara fifaninana famatsiam-bola madinika miisa 10 ny Rising Voices tao anatin'ny 8 taona? Fantatrao ve fa nahazo fangatahana miisa 4.075  izahay nandritra io fotoana io? Raha totaliana, nanome famatsiam-bola sy nandrafitra tetikasa miisa 57 isankarazany manerantany izahay.

Raha toa ianao ka manontany tena momba ny tetikasa isankarazany izay efa novatsianay vola dia miangavy anao hitsidika ny pejy Microgrants [2] vaovao sy nohatsaraina  ao amin'ny tranonkalan'ny Rising Voices.