Teny Fampidirana :
Manofana mpanampy mpitsabo, dokotera ary ekipa amin'ny fampiasana fitaovana fandraketam-peo sy horonantsarimihetsika mba ahafahana mizara mivantana ny tantaram-piainan'ireo marary tratran'ny aretina mety hahafaty ny Hospice Casa Sperantei, ao Brasov, ao Romania. Mampiasa bilaogy ihany koa ny mpiandraikitry ny Ivontoerana mba ahafahana manazava ireo tanjony, ireo fahombiazany sy ireo fanamby amin'ny fitsaboana fampitoniana, izay mifantoka amin'ny fanatsarana ny fikarakarana fialan'aina ho an'ny marary sy ny fianakaviany fianakaviany, amin'ny fifantohana manokana an'ireo mponina marefo, anisan'izany ireo zokiolona, ireo ankizy,ary ireo voan'ny homamiadana na ny VIH/SIDA.
Lahatsoratra farany momba ny Hospice Casa Sperantei
Torohay:
- Bilaogy HOSPICE “CASA SPERANTEI” (Romaniana): Casa Sperantei Hospice
- Tranonkala (Romaniana): Casa Sperantei Hospice
- Tetikasa bilaogy Project Blog: Rising Voices Brasov
Bilaogy mpandray anjara:
Ho avy tsy ho ela!