- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Drop-In Center

Sokajy: Mediam-bahoaka, Rising Voices


Jereo sarintany lehibe kokoa [1]

drop-in center

Fampidirana:

Mampiasa lahatsoratra, sary, podcasts (fandraketam-peo), ary lahatsary an-tserasera i Pavel Kutsev avy ao amin'ny Drop-in Center mba hizarana ireo zava-niainany amin'ny toerana fampihenana fanaintainana [2] manimba ao Kyiv, Okraina. Sokafan'ny bilaogy ny varavarankely hijerena ireo zava-misy isan'andro iainan'ireo mpampiasa zava-mahadomelina ary soritsoritany ny fiantraikan'izany toe-javatra izany eo amin'ny fahasalamam-bahoaka manerana ny firenena.

Lahatsoratra farany momba ny Drop-In Center

Torohay: