Drop-In Center


Jereo sarintany lehibe kokoa

drop-in center

Fampidirana:

Mampiasa lahatsoratra, sary, podcasts (fandraketam-peo), ary lahatsary an-tserasera i Pavel Kutsev avy ao amin'ny Drop-in Center mba hizarana ireo zava-niainany amin'ny toerana fampihenana fanaintainana manimba ao Kyiv, Okraina. Sokafan'ny bilaogy ny varavarankely hijerena ireo zava-misy isan'andro iainan'ireo mpampiasa zava-mahadomelina ary soritsoritany ny fiantraikan'izany toe-javatra izany eo amin'ny fahasalamam-bahoaka manerana ny firenena.

Lahatsoratra farany momba ny Drop-In Center

Torohay:

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.