- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

HiperBarrio

Sokajy: Mediam-bahoaka, Rising Voices


Tsindrio eto raha hijery akaiky ny sarintany [1]

Fampidirana:

la-loma-suenos-todos.jpg

Nanomboka toy ny tolo-kevitra roa miavaka avy any Medellín, Colombia ny tetikasa HiperBarrio. Juliana Rincón [2] sy Jorge Montoya [3] nanolo-kevitra ny hikarakara andiana atrikasa fampiofanana momba ny media vaovao miaraka amin'ny tetikasa fanentanana an'ny rafitra tranombokim-panjakana ao Medellín [4]. Álvaro Ramírez [5] naniry ny hanatontosa atrikasam-pibilaogy ao amin'ny vondron'olona miasa ao La Loma de San Javier. Farany, dia nanapa-kevitra ny hiara-miasa sy hanangana vondrona fanentanana HiperBarrio ny tetikasa roa.

Ireo lahatsoratra farany momba ny HiperBarrio

[9]
[10]

Rising Voices: 2010 In Review [10]

31 Desambra 2010
[11]

HiperBarrio Won First Prize In Community Journalism [11]

04 Desambra 2010
[12]

Hiperbarrio: Podcast Workshops For The New Groups [12]

09 Novambra 2010
[13]

Rising Voices Bloggers On Blog Action Day 2010 [13]

16 Oktobra 2010
[14]

Hiperbarrio: Bloggers on Violence in Medellín [14]

08 Septambra 2010
[15]

HiperBarrio: Campus Party Colombia And Pin Hole Photography [15]

16 Aogositra 2010
[16]

HiperBarrio: Ituango Without Electricity [16]

25 Jona 2010

Torohay: