Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

11 Jona 2019

Tantara tamin'ny 11 Jona 2019

Ny vondrona Nomad Green

Nihaona voalohany tao Ulaanbaatar tamin'ity herinandro ity ireo tompon'andraikitry ny tontolo iainana avy any amin'ny faritra avaratra atsinanan'i Azia mba hiresaka momba ny fiovaovan'ny toetr'andro sy ny fomba hanatsarana ny fahombiazan'ny angovo ao amin'ny faritra.

Teknika Lingua : Efa tonga ny fahafahana manana mpanoratra maro anaty lahatsoratra iray!

Arahaba ry GV! Araka ny nampanantenaiko tao anatin'ny lahatsoratro farany mikasika ireo fanavaozana ato amin'ny Lingua, androany isika dia hanomboka handefa singa miavaka iray vaovao ho an'ny GV manontolo: Ny safidy ahafahana mametraka olona mihoatra ny iray ho mpandray anjara anaty lahatsoratra iray!