- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

TBCS

Sokajy: Mediam-bahoaka, Rising Voices

cimg2307-1.JPG

Fampidirana:

Mandrindra ny tetikasa Think Build Change Salone (tahaka ny any Sierra Leone) izay mikasa hanampy amin'ny fananganana indray an'i Sierra Leone taorian'ny ady an-trano amin'ny alalan'ny fanomezana fiofanana sy fizàranasa ho an'ny tanoran'i Sierra Leone sady mianatra asa andoavam-bola ao amin'ny fikambanana tsy mitady tombontsoa ara-bola eo an-toerana i Vickie Remoe-Doherty [1]. Amin'ny fanadihadiana ny zava-niainany tany amin'ireo fikambanana samihafa tsy mitady tombontsoa ara-bola manerana an'i Sierra Leone, dia hitantara ireo olana momba ny fahasalamana, ny tontolo iainana, ny demokrasia, ny fanarenana taorian'ny ady, ny olan'ny vehivavy, ny teknolojiam-baovao, ny fanabeazana, ny fandraisana andraikitry ny governemanta sy ny mangarahara ary ny fampandrosoana ny fiarahamonina izy ireo. Raha vantany vao zatra amin'ny fampiasana ny fitaovana ireo mpiofana arak'asa, dia hikarakara atrikasa maromaro manerana ny firenena amin'ny fampianarana ny median'ny olon-tsotra ho an'ny vondrona hafa.

Torohay: