- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fantaro ny Nari Jibon

Sokajy: Mediam-bahoaka, Rising Voices


Jereo ny sarintany lehibe kokoa [1]

Nari Jibon Cyber Cafe

Fampidirana:

Ao amin'ny laboratoaran-tsolosaina haingam-pandeha ao amin'ny foibe fampiofanan'ny Nari Jibon  ao Dhaka, mampianatra momba ny bilaogy, ny sary nomerika ary ny lahatsary antserasera amin'ny alalan'ny fampidirana fitaovana media vaovao amin'ny kilasy teny Anglisy, solosaina sy Bangla efa misy ao amin'ny Nari Jibon i Taslima Akter [2] sy Rafiq Islam [3]

Lahatsoratra farany momba ny Nari Jibon

Torohay: