Jereo ny sarintany lehibe kokoa
Fampidirana:
Ao amin'ny laboratoaran-tsolosaina haingam-pandeha ao amin'ny foibe fampiofanan'ny Nari Jibon ao Dhaka, mampianatra momba ny bilaogy, ny sary nomerika ary ny lahatsary antserasera amin'ny alalan'ny fampidirana fitaovana media vaovao amin'ny kilasy teny Anglisy, solosaina sy Bangla efa misy ao amin'ny Nari Jibon i Taslima Akter sy Rafiq Islam
Lahatsoratra farany momba ny Nari Jibon
Torohay:
- Tranonkala (amin'ny teny Anglisy): Bangladesh avy amin'ny fijerinay
- Tranonkala (Bangla): (Ny tantaranay)
- Rakipeo: Fampahafantarana ny Nari Jibon
- Videos: YouTube
, Blip.tv
- Bilaogy Tetikasa: Rising Voices Bangladesh
- Sary: Flickr