07 Jona 2019

Tantara tamin'ny 07 Jona 2019

Llaqtaypa Riymaynin

Rising Voices

Hijery an'i Haquira anaty sarintany lehibe kokoa. Toejavatra iray mahazatra loatra manerana an'i Però izy ity. Mifindra monina mamonjy ireo tanandehibe ireo mponina any ambanivohitra mba hitady fanabeazana sy asa...

07 Jona 2019

Vaovaon'ny Sisintany ao Karen

Rising Voices

Hijery ny Vaovaon'ny Sisintany ao Karen anaty sarintany lehibe kokoa. Miarina amim-pitandremana fatratra avy amin'ireo taompolo maro nisian'ny ady an-trano ny fanjakàna Karen, taorian'ny fampitsaharana fifampitifirana nifaovan'ny governemanta birmàna sy...

07 Jona 2019

Tukuni Yadua

Rising Voices

Hijery an'i Tukuni Yadua anaty sarintany lehibe kokoa Nandritra ny efapolo taona farany, nifofotra tamin'ny ezaka nataony hiarovana ny  Igoanà misy sanga,  biby tandindonim-paharinganana, ireo mponina ao anatin'ny vondrom-piarahamonina Denimanu...

07 Jona 2019

Tantaran-tsakafo avy any Naplozy (Palestina)

Rising Voices

hijery an'i Naplozy anaty sarintany lehibe kokoa Ao afovoan'ilay Tanana Fahagola Naplozy ao Palestina, nanokatra ny varavarany tamin'ny ririnina 2011 ny ivontoerana iray natokana ho an'ny vehivavy, antsoina hoe Bait...

07 Jona 2019

Alemaina: Trangana fanakanana kaonty Twitter voalohany tao an-toerana

GV Mpisolovava

Tamin'ny volana Ôktôbra 2012, nanambara ny Twitter fa hanakana ny kaontin'ny vondrona neo-Nazi any Alemaina izy, izay vondrona nosakanan'ny governemanta alemà ny asany. Nampiseho ny nampiasan'ny Twitter voalohany ny politika fanaovan-dalàna izay miaro ny fanehoan-kevitra an-tserasera amin'ny ankapobeny, ankoatra ny tranga izay hidiran'ny governemanta ilay tranga.

07 Jona 2019

Fomba fijery avy any an-tandrok'i Afrika

Feno  fifanakalozan-kevitra momba ny sehatry ny kolontsaina sy ny politika ny tontolon'ny bilaogy ao amin'ny Tandrok'i Afrika sy Sodàna. Zavatra iraisana, izay toa nipoitra teo amin'ireo bilaogera Etiopiana ny tsy fisian'ny fangorahana ho an'ny governemantan'ny fitondran'ny Praiminisitra Meles Zenawi.

07 Jona 2019