David Hoffman ao amin’ny Internews

(Lahatsoratra nivoaka tamin’ny volana Oktobra 2009)

David Hoffman no mpanorina sady filohan'ny Internews, iray amin'ireo fikambanan’ny fampivelarana ny fampitam-baovao voalohany. Nohazavain'i David ny fomba nanombohan'ny Internews tamin'ny alàlan’ny fandrindrana ny fomba (lalana) roa amin'ny fifandraisana an-janabolana teo amin’ireo tanora Sovietika tany Moskoa sy ny Amerikanina nandritra ny Fetiben'i Etazonia 1982 izay notohanan'ny mpiara-manorina ny Apple Computer Steve Wozniak. Notohizany izany tamin’ny famariparitana misimisy kokoa momba ny tantaran'ny sehatry ny fivelaran'ny fampitam-baovao, ny fomba ahafahan'ny mpanohana sady manampy no mandratra, ary ny anjara asan'ny olo-tsotra mpanao gazety amin'ny fampandrosoana ny fampahalalam-baovao sy ny fandraisana anjaran'ny olom-pirenena.


Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.