
Sary sokitra ao amin'ny Ivontoerana ho an'ny Fampiharana Mekanika ao amin'ny Oniversite Nasionaly ao Taiwan. SARY: Georgia Popplewell (CC BY SA)
Notantaraina mivantana ny fizotry ny Vovonana Global Voices any Azia Pasifika izay nanomboka tamin'ny 9:30 ora maraina tany Taiwan (UTC +8: 00) ny Alahady 2 Jona 2019.
Pejy fitantarana mivantana : https://asiasummit2019.globalvoices.org/live-stream- Vidéo /
Rohy amin'ny YouTube :
Teny Anglisy: https://youtu.be/VKAHWbxWeJs
Teny Shinoa: https://youtu.be/9rBwzjAoIx8